|
|
|
|

Entry1  ray aman-dreny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ny ray sy ny reny niteraka [1.1]4  lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62]
Explanations in English  5  a benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2]
Explanations in French  6  père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état 7  terme honorifique donné au peuple [1.3#500]8  un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415]
Examples  9  Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470]
10  Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131]
Other spellings  11  raiamandreny, ray
Elementary words  12  ray, amana, reny
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word ray aman-dreny

Updated on 2023/05/21